|
|
|
|

Entry1  tsy amboa tsy lambo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tokana irery tsy mana-namana; ilazana ny singan-drery tsy misy mpanampy na miaraka, na dia alika na lambo iray aza
Elementary words  4  tsy, amboa, lambo

Updated on 2024/12/07