Entry |
fanokanana
(tokana)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an' ny zandrinao nirery rano any an-tsaha Fampiasana: Fanokanana ny andro amin' ny osa fitiava-namana [1.1]
|
Explanations in English | A setting apart, an act of consecration, cf. fitokanana
[1.7]
|
Explanations in French | Action de mettre à part; consécration; cf. fitokanana
[1.8]
|
| Spécialisation [1.13]
|
Examples | Vita amin'izay ny fanokanana ny ho mpisorona fa dia lanonana no sisa ka dia mirava.
[1.353]
|
Compound words |
|
|