|
|
|
|

Entry1  fanokanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an' ny zandrinao nirery rano any an-tsaha
Fampiasana: Fanokanana ny andro amin' ny osa fitiava-namana
Explanations in English  4  [1.7] a setting apart, an act of consecration, cf.fitokanana
Explanations in French  5  [1.8] action de mettre à part; consécration; cf. fitokanana
6  [1.13] spécialisation
Examples  7  [1.353#] Vita amin'izay ny fanokanana ny ho mpisorona fa dia lanonana no sisa ka dia mirava.
Root  8  tokana
Compound words 

Anagrams  10  fanakonana, fanokanana, nanafanako, nanafokana, nanakofana, nanokafana

Updated on 2025/02/02