Entry | 1 fitokanana |
Root | 2 tokana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fipetrahana na fivelomana irery tsy mikambana amin' ny hafa: Angamba mahafinaritra anao ny fitokanana atỳ antany efitra atỳ, fa raha sanatria marary kosa ianao, dia ho sahirana Fankalazana zavatra vaovao iray ampahibemaso alohan' ny hampiasana azy: Amin' ny alahady izao ny fitokanana ny fiangonanay any ambanivohitra. |
Explanations in English |
5 [1.7] isolation; a being apart; an act of consecration or dedication: |
Explanations in French |
6 [1.8] isolement, séparation ; acte de consécration ; cf. fanokanana |
Examples |
7 tsy dia ny fitokanana ny trano fiangonana ao an-tanin drazana hiany no nahatongavako; [2.59#] 8 Amin' ny trano kely toy izany, tsy misy loatra ny tena fitokanana, ka izay natao saika nifankahitana avokoa. [2.472#] |
Compound words |
|
Anagrams | 11 fikatonana, fikotanana, fitakonana, fitokanana, nafantokay, tafaonkina |
Updated on 2023/08/24 |