Entry |
manokana
(tokana)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. [1.1]
|
| Tsy iraisana amin'ny hafa [1.13]
|
Explanations in French | Propre; particulier [1.13]
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
|
Entry |
manokana
(tokana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manokana |
Past : |
nanokana |
Future : |
hanokana |
Imperative : |
manokàna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
manokàna
(tokana)
|
Part of speech | imperative of active verb manokana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
|