|
|
|
|

Entry (1/3)1  manokana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy.
4  [1.13] tsy iraisana amin'ny hafa
Explanations in French  5  [1.13] propre; particulier
Examples  6  [2.424#] Misy menaka fanosotra manokana ihany koa.
7  [2.117#] Fahanana sakafo voamboatra manokana izy hitombo haingana.
8  [2.643#] Fa nony efa lehibebe aho dia nanana filanjana ahy manokana.
Root  9  tokana
Compound words 
Phytonyms 

Entry (2/3)17  manokana
Part of speech  18  active verb
Explanations in Malagasy  19  [1.1] Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera
Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy
Root  20  tokana
Morphology 
21  Present :
22  Past :
23  Future :
24  Imperative :
Compound words 

Entry (3/3)26  manokàna
Part of speech  27  imperative of active verb manokana [Full list]
Explanations in Malagasy  28  [1.1]
Root  29  tokana

Anagrams  30  amankona, anakonam, anankoam, anokanam, manakòna, manakona, manankoa, manokana, manokàna, manonaka, namanako, nanakamo, nanakoam, nanomaka

Updated on 2025/04/14