Entry | honjohonjo | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjohonjonay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny [1.1] | ||
Compound words |
| ||
Other spellings | honjihonjy | ||
Updated on 2020/07/31 |