|
|
|
|

Entry1  honjihonjy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjihonjiko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjihonjinay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny
Other spellings  4  honjohonjo

Updated on 2020/07/31