Entry 1/2 |
tokazo
|
Elementary words | tokana ;
hazo |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Foto-kazo na hazo nalevina ila natao hamatorana omby Hazo manirery [1.1]
|
Explanations in English | A single tree [1.2]
|
Explanations in French | Un arbre seul [2.415]
|
| (contraction de tokana : un et
hazo). Arbre seul sur une éminence, sur un sommet rocheux. On dit souvent an-tokazo pour désigner un tel lieu. C'est un toponyme fréquent : nom de village ou de lieu-dit. Ne pas confondre avec
hazotokana .
[1.196]
|
Examples | Ny teny amiko koa mba nalahatro tamin' ny azy teo am-pototry ny tokazo lehibe anankiray.
[2.643]
|
Vocabulary |
|
Entry 2/2 |
tokazo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vola farantsa volafotsy misy sarina foto-kazo amin' ny ilany iray [1.1]
|
Explanations in French | La pièce de cinq francs de la République bolivienne où un arbre était représenté [2.415]
|
Examples | ny vola Tokazo dia vola avy any Bolivie misy sarina hazo midoroboka sy sarim-biby «lama» anankiroa.
[2.436]
|
Vocabulary |
|