|
|
|
|

Entry1  voatokana
Root  2  tokana
Part of speech  3  past participle
Explanations in French  4  qu'on a isolé, mis à part, consacré, dédié, dont on a pris possession [1.3]
5  spécialisé, réservé [1.13]
Examples  6  Inona no diplaoma voatokana ho an' ny Malagasy? [2.113]
7  fotoana voatokana hivorian'ny mpianakavy rehetra. [2.606]
8  Mety aloha ny manadihady momba ny fepetra ampiasaina amin’ny famindrana toerana ny mpikambana amin’ny Foloalindahy hisahana asa voatokana ho an’ny olon-tsotra. [4.27]
Compound words 

Anagrams  11  anavotako, natavokao, tokoavana, voaantoka, voakatona, voakotana, voatakona, voatanako, voatokana, voatonaka

Updated on 2023/01/20