|
|
|
|

Entry1  voatokana
Part of speech  2  past participle
Explanations in French  3  [1.3] qu'on a isolé, mis à part, consacré, dédié, dont on a pris possession
4  [1.13] spécialisé, réservé
Examples  5  [2.113] Inona no diplaoma voatokana ho an' ny Malagasy?
6  [2.606] fotoana voatokana hivorian'ny mpianakavy rehetra.
7  [4.27] Mety aloha ny manadihady momba ny fepetra ampiasaina amin’ny famindrana toerana ny mpikambana amin’ny Foloalindahy hisahana asa voatokana ho an’ny olon-tsotra.
Root  8  tokana
Compound words 

Anagrams  11  anavotako, natavokao, tokoavana, voaantoka, voakatona, voakotana, voatakona, voatanako, voatokana, voatonaka

Updated on 2025/01/21