Entry | kizo tokana | |
Elementary words | kizo ; tokana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Lalana tsy misy afa-tsy tokana: Lalana kizo tokana ny fahafatesana (ny fahafatesana no hany tokana fiafaran'ny fiainana) [1.1] | |
Examples | Lalana tery kizo tokana avy ao andrefana no hany fidirana mankao.
[2.508] | |
Updated on 2023/10/24 |