Entry | 1 atokana |
Root | 2 tokana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao amin' ny toerana iray mba tsy hifangaroany amin' ny hafa: Atokana ny marary hoditra hatraiza hatraiza 5 Tehirizina: Atokako hividianako fanaka ny ampahafolon' ny karamako isambolana [1.1] |
Explanations in English |
6 to be set apart; to be consecrated [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on met à part; qui est consacré; qu'on met de côté, qu'on réserve, qu'on consacre [1.8] |
Examples |
8 Ny ankamaroan' ny fotoam-pivoriana natokana ho an' ny tetibola dia tsy maintsy atokana ho an' ny lalàna itantanana ny volam-panjakana. [4.27] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 akantao, akatona, akotana, antaoka, atakona, atokana, atonaka, atonàka |
Updated on 2023/01/20 |