Entry | 1 tsinam-bolana |
Elementary words | 2 tsinana, volana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] volana vaovao |
Explanations in English |
5 [1.7] the new moon |
Explanations in French |
6 [1.8] la nouvelle lune |
Examples |
7 Ka tsy mba misy ao aminy ny mamono roa amin'ny tsinambolana fa amin' ny fandehan' ny masoandro. [1.381#] |
Vocabulary |
8 Astronomy |
Updated on 2024/12/07 |