Entry | 1 fadimbolana |
Elementary words | 2 fady, volana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahataitairan' ny bibivavy mitady lahy Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan' ny vehivavy, izay atao koa hoe ny isam-bolana 5 [1.13][fadim-bolana] fahatongavan'ny fotoan'ny vehivavy miverina isam-bolana raha tsy bevohoka izy |
Explanations in French |
6 [1.13] règles, menstruations, menstrues |
Vocabulary |
7 Biology |
Updated on 2024/12/07 |