Entry (1/2) | 1 ohabolana |
Elementary words | 2 ohatra, volana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana) |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] a proverb 6 [1.2] an adage, a trite saying |
Explanations in French |
7 [1.8] proverbe |
Examples |
8 dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora. [2.48] |
Vocabulary |
9 Literature: (in general) |
Synonyms | 10 fitenenana |
Titles |
Tables and plates |
24 PROVERBS |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 32 Ohabolana |
Elementary words | 33 ohabolana |
Part of speech | 34 name (biblical book) |
Explanations in Malagasy |
35 [1.38] Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly |
Explanations in English |
36 [2.996] Proverbs: one of the books of the Bible |
Explanations in French |
37 [2.996] Proverbes: un des livres de la Bible |
Vocabulary |
38 Holy Scriptures |
Anagrams | 39 hobalanao, ohabolana |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |