|
|
|
|

Entry1  Ohabolana vaovao
Elementary words  2  ohabolana, vaovao
Part of speech  3  name (book title) [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [2.299#9] navoakan-dRatsimbazafy Louis tamin' ny taona 1948. Misy 2.300 no tafavoakany, milahatra araka ny abidia; saingy vita ny M, dia tsy nitohy intsony... Be ohabolana mbola tsy navoakan' ny teo aloha ny azy: fa ain' ny fiteny tokoa ny ohabolana, ka samy mamorona vaovao lava ny taranaka mifandimby.
Author  5  Ratsimbazafy Louis

Updated on 2024/12/09