|
|
|
|

Entry (1/2)1  vaovao
Root  2  vao
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny olona firesaka: Tamin' ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany
5  [1.64] zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, zava-nitranga, ka ampahafantarina ny besinimaro
Explanations in French  6  [1.64] actualités, informations, nouvelles
Examples  7  Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa: [2.472]
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Analogs  10  maresaka
Titles  11  Vaovao Frantsay Malagasy
12  Vavahady vaovao (Andriamanantena Célestin)

Entry (2/2)13  vaovao
Root  14  vao
Part of speech  15  adjective
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro
Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin' ny Krismasy
Explanations in English  17  [1.7] new
Explanations in French  18  [1.8] nouveau, neuf
Examples  19  Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470]
20  Tsihy vaovao koa no navelatra tamin' ny efitra rehetra. [2.472]
21  Nentiko nankeny amoron-dranomasina ity sakaizako vaovao nony avy nisotro izahay roa lahy. [2.583]
Analogs  22  maresaka, mahoraka, resaky ny olona, ambentin-dresaka, teny mandeha, sahoa, tsaho, honohono, tsahotsaho, fary mitety reny, siosio
Compound words 
Titles  24  Aingaim-panahy vaovao (Rajohns Barthelemy)
25  Fandrosoam-baovao
26  Kabary vaovao (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
27  Malagasy Vaovao
28  Ohabolana vaovao (Ratsimbazafy Louis)
29  Olom-baovao (Ramanda Albert)

Anagrams  30  avoavo, ovaova, vaovao, voaova, voavao, voavoa

Updated on 2025/02/08