Entry | tsaho | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny:
Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha [1.1] | ||||||||||||
Examples | Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
[2.472] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Anagrams | hatso, tsaho, tsoha |
Updated on 2023/08/19 |