|
|
|
|

Entry1  manatsaho
Root  2  tsaho
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Milaza ka mampiely vaovao tsy mbola azo antoka ny fahamarinany: Misy manatsaho fa fantatra ka hosamborina ilay nanapoaka ny korontana [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Anagrams  8  amotsahan, manatsaho, namotsaha, nasahatom

Updated on 2023/01/05