Entry | 1 maresaka |
Root | 2 resaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Resahin' ny olona hatraiza hatraiza, malaza: Ny zava-maresaka amin' izao fotoana izao dia ny fisamborana ny mpangalatra omby Be olona, be tabataba: Naresaka ery ny taena androany, fa tsy ohatra ny isan-kerinandro |
Explanations in English |
5 [1.7] much talked about; lively, full or talk with people moving about |
Explanations in French |
6 [1.3] dont on parle partout, être en vogue, célèbre, dont la renommée s’étend au loin ; qui fait du bruit, retentissant, qui s’entend au loin 7 [1.8] dont on parle partout; en vogue; où il y a beaucoup de mouvement et de conversation |
Examples |
8 maresaka ny fanompoana (Les corvées n’en finissent jamais - on en parle partout) [1.3] 9 maresaka ny mozika (La fanfare est très retentissante) [1.3] 10 Ny kabary am-pandevenana: toa izany sy izany koa no nahatonga ny kabary am-pandevenana ho maresaka, fijoroan'ny mpandahatra kalaza indrindra. [2.298] |
Analogs | 11 mahoraka, makotroka |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word maresaka |
Updated on 2024/12/10 |