Entry | 1 resaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola 4 Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao 5 Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho [1.1] |
Explanations in English |
6 conversation, talk [1.7] |
Explanations in French |
7 conversation; entretien [1.3, 1.8] 8 causerie [1.3] 9 cri, hurlement [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
10 Tsy ho lava resaka aho. [2.528] 11 Velona eo indray ny resaka. [2.470] 12 Aza tapahin’ ialahy ny resakay (Ne coupe pas notre conversation) [1.3] 13 Dia lasa ilay olon-kendry, ka nody nampandry sofina nihaino ny resaka nataon' ilay vorondolo roa [2.293] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 21 tafa, dinika, koràna, taria, karajia, tafasiry, dinidinika, tapatapakahitra, resaka mahabe loa-bary |
Compound words |
|
Titles | 26 Ny Resaka (Ravelojaona) |
Proverbs | 27 Proverbs containing the word resaka |
Anagrams | 28 kasera, resaka, sakare, sarake |
Updated on 2023/06/17 |