Entry | 1 resahina |
Root | 2 resaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] atao resaka tenenina, lazaina |
Explanations in English |
5 [1.7] to be talked about |
Explanations in French |
6 [1.3] ce dont on cause ; celui à qui l’on parle 7 [1.8] dont on parle |
Examples |
8 Inona no resahin-dRakoto sy Rabe teto? [1.1] 9 Noresahinao taminy angaha ilay zavatra [1.1] 10 Inona no resahinareo ? (De quoi causez-vous ?) [1.3] 11 Aza resahinao amin’ olona izany (Ne parlez à personne de cela) [1.3] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word resahina |
Anagrams | 17 haserany, hiserana, iresahan, naharesy, niresaha, resahina |
Updated on 2023/01/20 |