Entry |
firesahana
(resaka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra Fifanakalozana hevitra: Tsy nisy firesahana akory dia nanapaka izy Fanaovana dinidinika: Efitrano firesahana Fitenenana, filazana: Ny firesahako izany tamin-dRabe no nahasosotra an-dRakoto [1.1]
|
Explanations in French | L’action de causer [1.3]
|
Examples |
1 | Sambasamba tamin' izay mba tsy nisy fisavana kahie sy firesahana fianarana.
[2.4]
|
2 | Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny.
[2.472]
|
|
|