|
|
|
|

Entry1  resa-be
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny maro ifanaovan' ny olona vitsivitsy ary feno fikasana tsy azo tanterahina
Examples  4  [2.357#] ary endre izany resabe sy korana teny an-dàlana!
5  [2.529#] Mandre aho, Rivo, hoy izy, fa misy resabe mandeha hitaky ny fahaleovantena.
Elementary words  6  resaka, be

Updated on 2024/12/07