|
|
|
|

Entry1  miresaka
Root  2  resaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mifanakalo hevitra: Miresaka isan-kariva Rakoto sy ny zanany
Manao teny ifamaliana amim-pifalifaliana momba izao sy izao: Rehefa avy homana izy ireo dia miresaka ela be
Mitafasiry, mitafa, mitaria, mikorana
Miteny, milaza: Niresaka inona taminao izy?
Manao dinidinika, mandahatra: Niresaka momba ny tazo ilay dokotera
Milaza, manambara ny heviny, mibaiko: Miresaka amin' ny tanana ny moana
Explanations in French  5  [1.3] causer, parler, converser, parler de; causer beaucoup
6  [1.405] [Sakalava-Mayotte] crié, quelqu'un qui hurle, une personne qui parle fort
Examples  7  Nandady aho no nanatona, hoy izy, ka nihaino, ary fantatro fa hianao no miresaka. [2.324]
8  Tovovavy kely tsy ampy roapolo taona ve no miresaka amiko sa vehivavy lehibe efa vory saina? [2.471]
9  Mba miresaka iny olona iny e! (Quel grand causeur!) [1.3]
10  Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  mamboly resaka, manokon-dresaka, mitafa, mitafasiry, mikoràna, mitaria
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word miresaka

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/21