Entry | 1 miresaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mifanakalo hevitra: Miresaka isan-kariva Rakoto sy ny zanany Manao teny ifamaliana amim-pifalifaliana momba izao sy izao: Rehefa avy homana izy ireo dia miresaka ela be Mitafasiry, mitafa, mitaria, mikorana Miteny, milaza: Niresaka inona taminao izy? Manao dinidinika, mandahatra: Niresaka momba ny tazo ilay dokotera Milaza, manambara ny heviny, mibaiko: Miresaka amin' ny tanana ny moana |
Explanations in French |
4 [1.3] causer, parler, converser, parler de; causer beaucoup 5 [1.405] [Sakalava-Mayotte] crié, quelqu'un qui hurle, une personne qui parle fort |
Examples |
6 [2.324] Nandady aho no nanatona, hoy izy, ka nihaino, ary fantatro fa hianao no miresaka. 7 [2.471] Tovovavy kely tsy ampy roapolo taona ve no miresaka amiko sa vehivavy lehibe efa vory saina? 8 [1.3] Mba miresaka iny olona iny e! (Quel grand causeur!) 9 [2.472] Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka. |
Root | 10 resaka |
Morphology |
|
Analogs | 15 mamboly resaka, manokon-dresaka, mitafa, mitafasiry, mikoràna, mitaria |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word miresaka |
Anagrams | 18 maresaky, miresaka, misarake, seramika |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |