Entry | 1 ifampiresahana |
Part of speech | 2 relative verb |
Examples |
3 [2.356] saingy tsy maintsy ho tena hay ilay teny, voalohany indrindra, ary faharoa, ny olona manodidina ifampiresahana tsy maintsy hahay io teny vahiny io. 4 [2.245] mandeha mangataka indray, saingy teny fifanajana tsotra dia tsotra fotsiny no ifampiresahana fa tsy manao kabary akory |
Root | 5 resaka |
Morphology |
|
Anagrams | 10 hampirafesanay, ifampiresahana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |