|
|
|
|

Entry1  mahoraka
Root  2  horaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Re ombieny ombieny, resahin' ny olona izaitsizy, maresaka: Izany trondro ny tapany, olona ny tapany, izany indray izao no mahoraka [1.1]
Explanations in English  5  to be noisy, to cry out; to be the talk of the town [1.7]
Explanations in French  6  qui fait du bruit, dont on parle ; en vogue [1.3]
7  faire du bruit, criailler [1.8]

Anagrams  8  mahakora, mahoraka

Updated on 2023/01/20