|
|
|
|

Entry1  mahita volana alohan' i Habiby
Elementary words  2  mahita, volana, aloha
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] milaza habobo (ninoan' ny Ntaolo fa raha vao tsinana ny volana dia hitan' i Habiby mpisikidy, fa ny olona tsotra kosa tsy mahita azy raha tsy efa tainan-kateloana: koa izay milaza ho mahita volana alohan' i Habiby dia nataony ho mpilaza habobo daholo. Misy endrika hafa omena an' io fitenenana io koa anefa, dia ny hoe: "Mahita volana alohan' ny biby" satria ninoan' ny Ntaolo amin' ny fandinihana ny biby, hono, fa raha vao tsinana indroa andro ny volana dia efa hitan' ny biby sahady)
Other spellings  5  mahitavolanaalohannybiby

Updated on 2024/12/26