|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahita
Root  2  hita
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho
Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena
Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo
Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany
Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ.
Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny
Explanations in English  5  [1.7] to see; to find
Explanations in French  6  [1.8] voir, trouver
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  28  Proverbs containing the word mahita

Entry (2/2)29  mahità
Root  30  hita
Part of speech  31  imperative of active verb mahita [Full list]
Explanations in Malagasy  32  [1.1]
Explanations in French  33  [1.3]

Anagrams  34 

Updated on 2025/01/28