Entry | 1 aloha |
Root | 2 loha |
Part of speech | 3 preposition |
Derivatives |
|
Vocabulary |
10 Time 11 Space |
Explanations in Malagasy |
12 Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa 13 Homeko valisoa izay mahavaly aloha 14 (toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo 15 (fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo [1.1] |
Explanations in English |
16 before [1.2, 1.7] 17 previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.] [1.2] |
Explanations in French |
18 first [1.3, 1.7] 19 avant [1.8, 1.13] 20 au devant; auparavant [1.8] 21 antérieur, devant [1.13] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
29 All the prepositions |
Anagrams | 30 aloha, haola, hoala |
Updated on 2023/09/15 |