Entry | 1 voalohany |
Root | 2 aloha |
Part of speech | 3 adjective or adverb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin' ny taona Fiandohana: Tany am-boalohany |
Explanations in English |
5 [1.2] the first in the ordinal numbers. 6 [1.7] first, the first |
Explanations in French |
7 [1.3#843, 1.8] premier 8 [1.3#843] premièrement qui est en tête 9 [1.8] le premier en premier lieu |
Examples |
10 Izany no hatao voalohany indrindra. [2.324] 11 - Efa ho telopolo taona lasa izay no nidirako tato voalohany, hoy izy. [2.471] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 28 havolonay, holavinao, holovanay, hovaloina, hovolaina, voalohany |
Updated on 2023/06/19 |