|
|
|
|

Entry1  aoriana
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1#100] Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny aloha, izany hoe manarakaraka ny toerana hafa iray teo aloha: Ny zomà dia aorian' ny (na aorianan' ny) alakamisy
Enti-milaza fotoana mifanohitra amin' ny aloha, izany hoe manarakaraka ny fotoana hafa iray teo aloha: Mipetraha ianao avy eto aoriana ~ Jereo ao aoriananao fa misy alika kely manaraka anao
Ny teny hoe "aoriana" ialohan' ny mariky ny lasa "t" ka ampiasaina hilazana fotoana: Tonga taorian' ny zandriny izy
(Marihina fa samy hafa amin' ny "tao aoriana" io, izay misy ny teny "aoriana" ihany fa ialohan' ny "tao" milaza toerana, ka ampiasaina kosa hilazana toerana: Nipetraka tao aorian' i dada aho)
Explanations in English  4  [1.2] back, behind, backward, passed. This word admits the suffix pronouns and tenses.
5  [1.7] after, afterwards
Explanations in French  6  [1.3#58, 1.8] après, derrière
7  [1.3#58] en retard: Tonga aoriana hianao (Vous arrivez en retard)
Examples  8  Avy eo aoriana izy (Il vient là derrière) [1.3#58]
9  Tonga taoriako izy (Il est arrivé après moi) [1.3#58]
10  ary ny nilaza taloha, teraka taoriana. [2.48]
11  Tonga tokoa i Tondra taoriana kelin' ny misasakalina. [2.472]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
18  Adverbs :
Antonyms  19  aloha
Compound words 

Anagrams  25 

Updated on 2025/01/21