|
|
|
|

Entry1  aoriandriana
Root  2  aoriana
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in French  4  [duplicatif diminutif] à une petite distance en arrière) [1.3#58]
Examples  5  Taty aoriandriana dia lasa voly fanondrana izy. [2.117#112]
6  Tato aoriandriana indray, dia ny Hova lahy indray no anononan'ny olona azy; [2.59#207]
7  Raha karipela mikambana izy, dia tsy mikambana amy ny voalohany, fa ato aoriandriana. [1.357#]

Updated on 2023/01/20