Entry (1/2) | 1 miaoriana |
Root | 2 aoriana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandeha eo aoriana: Aoka ianao hiaoriana fa mety hisy loza eto aloha Tsy manondro ny ora marina fa lasa aoriana foana: Miaoriana ity famantaranandroko ity ka hoentiko any amin' ny mpanamboatra famantaranandro |
Explanations in English |
5 [1.2] to be behind, to be long in coming. |
Explanations in French |
6 [1.3#58] être derrière, rester en arrière, être en retard, retarder |
Examples |
7 Miaorina izy (Il est derrière) [1.3#58] 8 Miaorina ny famantaranandroko (Ma montre retarde) [1.3#58] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 miaoriàna |
Root | 15 aoriana |
Part of speech | 16 imperative of active verb miaoriana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |