|
|
|
|

Entry1  vavaka aorian' ny sakafo
Elementary words  2  vavaka, aoriana, sakafo
Part of speech  3  noun
Analogs  4  vavaka alohan' ny sakafo
Full text 
5  Andriamanitra ô,
6  misaotra Anao izahay noho ny sakafo sy ny zava-tsoa be nomenao anay.
7  Enga anie izany hampiasainay ho voninahitrao sy hanasoavanay ny hafa.

Updated on 2024/12/18