|
|
|
|

Entry1  vavaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny [1.1]
Explanations in English  4  prayer [1.7]
Explanations in French  5  le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration [1.3#820]
6  prière; voeu, bénédiction [1.8]
Examples  7  Narahany vavaka ny fandevenana ireny [2.245#34]
8  Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka [2.285#49]
9  vavaka adino ka toa tsy asiany dikany [2.720]
10  Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko [2.4#115]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Titles  20  Vavaka ao am-po (Doriguzzi A.)
21  Vavaka ho an' ilay mpandalo (Raharolahy Mamy)
Article  22  Randzavola: vavaka ao amin' ny Baiboly (=> fivavahana)

Updated on 2022/09/03