Entry | 1 fivavahana |
Root | 2 vavaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanajana sy fanompoana an' Andriamanitra na izay heverina ho izy: Finoanoam-poana no fototry ny fivavahana amin' ny sampy 5 Foto-pinoana sy fampianarana samy manana ny azy iompanan' ny fanajana amam-panompnana an' Andriamanitra: Ny fivavahana Kristianina ~ Ny fivavahana silamo 6 Teny na fihetseham-po entina mitsaoka an' Andriamanitra, misaotra azy ary mangataka aminy; vavaka: Manao fivavahana hariva, fivavahana atora-po [1.1] |
Explanations in English |
7 worship; religion [1.7] |
Explanations in French |
8 religion ; action de prier, d'aller au culte ou à la messe [1.8] |
Examples |
9 Ny fivavahana amin'Andriamanitra sy ny razana; [1.436#] 10 ny amin' ny fivavahana, samy manao ny fanaony; [2.366#] |
Compound words |
|
Article |
12 Randzavola: fivavahana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/01/20 |