Entry | 1 mivavaka |
Root | 2 vavaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka |
Explanations in English |
5 [1.7] to pray, to worship |
Explanations in French |
6 [1.8] prier, aller à la messe ou au culte |
Examples |
7 mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy [2.470] 8 Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka [2.48] |
Morphology |
|
Titles | 13 Inona hay ny mivavaka (Olsen T.) |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mivavaka |
Updated on 2024/12/11 |