Entry | 1 mivavaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka |
Explanations in English |
4 [1.7] to pray, to worship |
Explanations in French |
5 [1.8] prier, aller à la messe ou au culte |
Examples |
6 [2.470] mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy 7 [2.48] Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka |
Root | 8 vavaka |
Morphology |
|
Titles |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mivavaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |