|
|
|
|

Entry1  vavaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny
Explanations in English  4  [1.7] prayer
Explanations in French  5  [1.3#820] le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration
6  [1.8] prière; voeu, bénédiction
Examples  7  [2.245#34] Narahany vavaka ny fandevenana ireny
8  [2.285#49] Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka
9  [2.720] vavaka adino ka toa tsy asiany dikany
10  [2.4#115] Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Titles  20  Vavaka ao am-po (Doriguzzi A.)
21  Vavaka ho an' ilay mpandalo (Raharolahy Mamy)
Article  22  Randzavola: vavaka ao amin' ny Baiboly (=> fivavahana)

Updated on 2025/01/21