Entry | 1 sakafo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavatra handroina ka hanina isan' andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo maraina fa vitan' ny vary sosoa sy kitoza fotsiny ~ Sotroy eran' ny sotro lehibe alohan' ny sakafo antoandro sy hariva ity fanafody ity ~ Mahandro sakafo, manao sakafo, mandroso sakafo Vola, haninkanina, omena vahiny: Amin' izao fitsidihanao izao, tompoko, dia iny misy sakafo kely avy aminay Izay rehetra entina mamelona na mampitombo zavatra iray: Ny famakiam-boky no sakafon' ny saina |
Explanations in English |
4 [1.7] food, a meal |
Explanations in French |
5 [1.8] repas; mets, aliments |
Examples |
6 [2.324] Koa voalohany indrindra, ny vatsy sy ny sakafo aloha no andeha homanina; |
Vocabulary |
7 Economy: food |
Elementary words | 8 saka, afo |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 16 hanina, nahandro |
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 44 Proverbs containing the word sakafo |
Article |
45 Randzavola: sakafo ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 46 fasako, sakafo, sokafa |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |