|
|
|
|

Entry1  misakafo
Root  2  sakafo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mihinana sakafo: Amin' ny firy ianareo no misakafo amin' ny hariva? [1.1]
Explanations in English  5  to eat a meal [1.7]
Explanations in French  6  prendre un repas [1.8]
Examples  7  antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470]
8  Miara-misakafo izahay rehetra rahefa tonga izy. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word misakafo

Anagrams  14  fisomàka, misakafo, misokafa

Updated on 2023/01/20