Entry (1/7) | 1 saka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fihalorana foza na orana amin' ny tanana ao anaty lavany 4 ilazana ny vehivavy maridray ny ankasarotana eo am-piadiana amin' ny lehilahy [1.1] |
Explanations in French |
5 produits de cueillette, aussi bien animaux que végétaux, récoltés à la main, sans outillage particulier [1.196] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word saka |
Entry (2/7) | 16 saka |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 Karazam-biby mampinono, tia nofom-biby, mitovitovy habe amin' ny bitro ary misy karazany roa lehibe: ny saka dia, atao koa hoe kary, ary ny saka fiompy, izay mihaza voalavo ao an-trano. [1.1] |
Explanations in English |
19 a cat; cf. piso, kary [1.7] |
Explanations in French |
20 chat [1.54, 1.13] 21 chat; cf. piso, kary [1.8] |
Vocabulary |
22 Zoology: mammals |
Synonyms | 23 piso |
Compound words |
|
Proverbs | 30 Proverbs containing the word saka |
Entry (3/7) | 31 saka |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 anarana iantsoana ny biby mbola tanora: sakaomby, sakandahy, sakambositra, ets [Taisaka]
[1.78] |
Vocabulary |
34 Zoology: (in general) |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 37 Proverbs containing the word saka |
Entry (4/7) | 38 saka |
Part of speech | 39 noun |
Explanations in Malagasy |
40 sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa, lohasaha [Bara]
[1.78] |
Vocabulary |
41 Geography: (in general) |
Entry (5/7) | 42 saka |
Part of speech | 43 noun |
Explanations in Malagasy |
44 sakana, fisakanana [Taisaka]
[1.78] |
Entry (6/7) | 45 saka |
Part of speech | 46 noun |
Explanations in Malagasy |
47 Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? -- Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany 48 Habe salasalany, antonintoniny 49 Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy 50 Salasalany, atriatry: Sakan-karona [1.1] |
Explanations in French |
51 largeur [1.13] |
Vocabulary |
52 Space |
Synonyms | 53 ampohy |
Compound words |
|
Entry (7/7) | 63 saka |
Part of speech | 64 noun |
Explanations in French |
65 (de saka : produits de cueillette, aussi bien animaux que végétaux, récoltés à la main, sans outillage particulier. ) C'est de cette vieille racine que viennent les noms de ethnies taisaka et sakalava, ainsi que le mot sakafo : le repas, littéralement : le produit de l'omni cueillette soumis au feu (afo). Apollonias madagascariensis (Baill.) Kosterm. (Lauraceae) Les fruits étaient considérés autrefois comme l'un des meilleurs condiments. D'où l'importance qu'on attachait à leur cueillette. [Taisaka]
[1.196] |
Vocabulary |
66 Botany |
Compound words |
|
Scientific name |
|
Anagrams | 69 asak, kasa, saka |
Updated on 2023/11/25 |