Entry (1/2) | 1 fisaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Manify, mitapelaka, tsy matevina: Hazo fisaka no anaovana gorodona. [1.1] |
Explanations in English |
4 thin, slender, slight, flat, without protuberance. [1.2] 5 flat [1.7] |
Explanations in French |
6 plat [1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 12 tapelaka, tapesaka, petaka, talesaka, saliaka, sahiaka, tasiaka, tasitasy, tabebaka, belaka, baliaka, mitsivelatra, manify, kararavina, elatr' angidina |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 20 fisàka |
Root | 21 saka |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 Fomba entina misaka na mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1] |
Compound words |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word fisàka |
Anagrams | 26 fasika, fikasa, fisaka, fisàka, sifaka |
Updated on 2023/06/05 |