Entry | 1 manify |
Root | 2 nify |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy matevina, kararavina: Taratasy manify 5 Tsy mifanety, tsy mikitroka: Efa ho soja Ramatoa iny fa manify dia manify ny volony 6 Tsy dia manankarena [1.1] |
Explanations in English |
7 thin (not of liquids) [1.7] |
Explanations in French |
8 être mince, peu serré, clairsemé 9 être peu riche [1.3] 10 mince [1.8, 1.13, 1.5] 11 peu épais [1.8] 12 fin [1.13] |
Examples |
13 Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word manify |
Anagrams | 26 mafiny, manify, namify |
Updated on 2023/01/20 |