Entry (1/2) | 1 nify |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy fahatevenana. [1.1] |
Explanations in French |
4 mince, peu épais [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Entry (2/2) | 13 nify |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika [1.1] |
Explanations in English |
16 a tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] [1.2] 17 a tooth, esp. a front tooth [1.7] |
Explanations in French |
18 dent, surtout les dents antérieures [1.8] |
Examples |
19 Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary. [2.4] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word nify |
Article |
28 Randzavola: nify ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 29 fini, finy, fiñy, nify |
Updated on 2023/04/30 |