|
|
|
|

Entry (1/2)1  taloha
Part of speech  2  preposition, past form
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tranainy: Efa fomba taloha izany ~ Teraka talohan-dRakoto Rabe
Tamin' ny andro tany aloha ela, fahiny: Taloha, nisy ala teto antampon' itý tanàna
Explanations in English  4  [1.2] before, formerly, former.
5  [1.7] before
Explanations in French  6  [1.8] avant (temps passé)
Examples  7  [2.4] Tsaroako indray ny nanjo ahy taloha.
8  [2.117] taloha kosa ny kilalao foronina no betsaka.
Vocabulary  9  Time
Elementary words  10  t~, aloha
Analogs  11  fahiny, fahizay, fahizany, fahagola, fahagolantany, tany ambadik' i manareza

Entry (2/2)12  taloha
Part of speech  13  adverb, past form [Full list]
Explanations in English  14  [1.7] formerly
Explanations in French  15  [1.8] autrefois
Vocabulary  16  Time
Root  17  aloha
Compound words 

Anagrams  20  hatola, talaho, taloha

Updated on 2025/01/21