|
|
|
|

Entry1  fahizay
Elementary words  2  faha, izay
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Taloha, fahiny, hatrany hatrany
Explanations in English  5  [1.2] At that time.
6  [1.7] in former times; in those times
Explanations in French  7  [1.3#136] dans ce temps-là, à cette époque, depuis longtemps
Examples  8  Hazo lava na volo no nilanjaraa ny entana fahizay. [2.113#]
9  Nahavita zava-mampitolagaga tokoa ny sinoa fahizay. [2.445#]
Vocabulary  10  Time
Synonyms  11  fahizany, fehizay
Compound words 
Titles  13  Antananarivo fahizay : fomba na toetra amam-panaon' ireo olona tety tamin' izany (Rainitovo)

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21